ASPAM : Mivondrona ireo mpilalao sy mpitia fiara madinika Efa manana fikambanana ankehitriny ny mpankafy sy mpilalao ireny fiara madinika baikoana avy lavitra ireny. Association des Passionnés de Miniatures…
Fiangonana METM : Kianin’ireo taranaky ny mpanorina ny birao foibe Na dia namoaka ny didy fanakatonana ny fiangonana METM etsy Antohomadinika aza ny lehiben'ny prefen'ny polisy eto Analamanga dia tsy mbola vita akory…
Taom-baovao Malagasy : Nankalazaina tamin’ny fomba makotrokotroka Notanterahana teny Mahamasina, omaly, ny fankalazana ny taom-baovao Malagasy ho an'ny Hadivory fito sosona. Nosantarana tamin'ny tsimandrimandry izany…