FANKALAZANA NY NOELY: NANAO ASA SOA NY FIKAMBANANA NY RENY SY ZAZA

Manatanteraka hetsika sosialy isam-bolana ny  » Association mères et enfants » . Tamin’ny  andron’ny noely, zaza miisa 60 izay tsaboina eo amin’ny hopitaliny zaza etsy Tsaralalana no notolorana vatomamy sy couche, ny alatsinainy 23 Desambra 2018.
Nisy koa ankoatra izay ny fanolorana lamba firakotra sy sakafo ho an’ny sahirana tao amin’ny boriborintany faha roa.