QUATUOR SQUAD : HANEO NY HIRA CHRISTMAS SYMPHONY ENY CARLTON

Asabotsy 22 Desambra izao no hiseho sehatra eny amin’ny Carlton Anosy , ny tarika Quatuor Squad.
Mpiangaly ny fitendrena ny lokanga , amin’ity fampisehoana ataon’izy telo ireto dia hiavaka ny fihirana amin’ny lokanga ny hiran’ny noely, izay nomeny anarana Christmas symphony.ho hisy ihany koa artista hafa izay hiaraka amin’ny Quatuor Squad ary fiangaliana ny hiran’ireo mpanakanto malaza amin’ny alalan’ny lokanga.