Ambanja : Nahazo fanampiana tamin’ny fitondrana ny mponina

Nanao fitsidiana tao amin’ny Distrika ny Ambanja ny Alatsinay 11 Martsa teo ny Praiminisitra Solonandrana Olivier,rehefa avy tao Nosy be hell ville, fitsidihana izay nojereny manonkana ny fahavozana nahazo ireo traboina vokatrin’ny rivon-doza. Akoatra ny fijerena fitodrafitr’asa mila fanaboarana dia nitondra fanampiana ny tenany . Vary 15 Taonina ary fanitso sy voamaina,eo koa ny fanamboaran-dalana izay atao tara. (Goudron)izay efa mandeha @ zao fotoana izao. Teo ny fijerena ireo toerana mbola dibodrano izay hanaovanaasa-tanaaro HIMO miaraka amin’ny FID,anisany sahirana eo amin’ny famoaham-bokatra indrindra fa ny kafe izay mampalaza ny Sambirano mba hanala izay fahasahiranana ny mponina izay dia hamboarina lalana ao andoharano.

Soratra sy sary: Andry Rakotonirainy