TARIKA MAGE 4: HANATANTERAKA NY ROCK LEGEND ANDIANY FAHAROA

Soratra Andry Rakotonirainy
Nahitana fahombiazana ny andian’ny voalohany « Rock légende by Mage 4 », fampisehoana nokarakarain’ny Ivenco niaraka tamin’ny tarika Mage 4 ny taona lasa.
Noho izany zoma 21 Desambra izao no ho tanterahina eny amin’ny Dôme Ankorondrano, n’y andiany faharoa.

HiavakaHmandritra ny fampisehoana ny hira vahiny,  izay hirain’ny tarika. Anisan’zany ny hiran’i Que en,Toto,Scorpions,Mr Big, Europe, Bon jovi, The Police.